Présentation de l'Association MEDITIC sous sa nouvelle forme durant la JMTOI2 (Journée de l'Informatique Médicale et de la télémédecine de l'Ocean Indien) au LARTIC Antsakaviro. Vous êtes invités à honorer de votre présence les journées du 02 au 04 Mai, mais surtout le Vendredi après-midi à 14h pour l'intervention à propos de l'association MEDITIC.
Pour tous les étudiants en médecine et étudiants paramédicaux, rendez-vous donc au LARTIC Antsakaviro.Venez nombreux.
Fanolorana ny fikambanana MEDITIC amin'ny endriny vaovao mandritra ny JMTOI2 (Journée de l'Informatique Médicale et de la télémédecine de l'Ocean Indien) any amin'ny LARTIC Antsakaviro. Asaina ianao hanotrona ny tontolo andron'ny 02-04 Mai, indrindra ny Zoma tolakandro amin'ny 02ora izay fotoana natokana ho an'ny fampahalalana ny MEDITIC.
Ho an'ny mpianatra ho mpitsabo sy mpianatra ho mpitsabo mpanampy rehetra any amin'ny LARTIC izany no fotoana. Tongava maro.